
Notanterahina ny faha-23 Oktobra 2025 teo ny fidinana tao Alakamisy Anivosoa, Kaominina Ambanivohitra Marofarihy izay nataon’ ny ekipa avy ao...

Notanterahina ny faha-23 Oktobra 2025 teo ny fidinana tao Alakamisy Anivosoa, Kaominina Ambanivohitra Marofarihy izay nataon’ ny ekipa avy ao...

Ezaka imasoan’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga #MPEB ny fanatevenana ireo tahiri-trondro amin’ireo renirano amin’ny alalan’ny fandrotsahana zana-trondro mandritra...
Notanterahina ny faha 23 Oktobra 2025 teo tao amin’ny efitranon’ny Lycée Technique Ambositra ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny ekipa avy ao...

Mitohy androany faha 23 Oktobra 2025 ny ezaka ataon’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB amin’ny fizarana ireo zana-trondro...

Nitohy ny faha 21 Oktobra 2025 teo ny fandrotsahana zana-trondro tao anatin’ny lakandranon’i Pangalana atsimo, ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Amboditandroroho,...


Androany 20 Oktobra 2025 dia nisy ny fijerena ny fizotry ny fandroson’ny asa mikasika ny fanamboarana dobon-trondro manarapenitra ao amin’ny...

Anisan’ny hoavin’ny fanjonoana ny Fihariana anaty rano ka zava-dehibe ny fampiroboroboana izany amin’ny alalan’ny fizarana fiofanana mitety Faritra.Ny Ministeran’ny Jono...

Nisy ny fidinana ifotony izay natao ny faha 13 ka hatramin’ny faha 16 Oktobra 2025 lasa teo izay nanatanterahina ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025