L’accès à la page Facebook officielle de la Présidence de la République a été subtilisée par l’Administration précédente et utilisée...
L’accès à la page Facebook officielle de la Présidence de la République a été subtilisée par l’Administration précédente et utilisée...

Ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB dia manao ny ezaka rehetra hampaharitra ny fitrandrahana ireo haza an-dranomasina sy...

Nandray anjara tamin’ny fihaonambe an-tampony hoany Toekarena Manga eto Afrika na ny « BLUE AFRICA SUMMIT » izay...

Anisan’ny paikadin’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB ny fananganana Fari-pisandratana ny fiompiana trondro na ny « Zone...

Fanohanana ireo mpiompy trondro eny ifotony. Mpiara-miombon’antoka sy tetikasa maro no mifanome tanana amin’ny Ministeran’ny Jono sy ny...

Fanohanana ara-teknika ho an’ny mpiompy trondro. Tonga nanao fitsidihana eny ifotony ny ekipa avy amin’ny DRPEB Fitovignany ny...

Tontosa ny faha 08 Oktobra 2025 teo ny fampiofanana momba ny fiompiana trondro, izay fiaraha-miasa teo amin’ny ONG TSIMOKA sy...

Fanentanana mikasika ny fikatonan’ny jono andranomamy. Miovaova isam-paritra ny fotoana ikatonan’ny fotoam-panjonoana andranomamy araka ny voalazan’ny didim-pitondrana navoakan’ny...

Notanterahina ny 05 oktobra 2025 ny fandraisana vonjimaika ny fotodrafitrasa “Zone d’Emergence Piscicole (ZEP)” ao Manatantely izay tetikasa lehibe anankiray...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025