
Azo antoka fa hitombo ny isan’ny mpiompy trondro ao amin’ny Distrikan’i Antanambao Manampotsy indrindra taorian’ny fandraisana anjara mavitrika...

Azo antoka fa hitombo ny isan’ny mpiompy trondro ao amin’ny Distrikan’i Antanambao Manampotsy indrindra taorian’ny fandraisana anjara mavitrika...

Notanterahina tao amin’ny Restaurant GASS’KALY Sanfily, ao an-tanànan’i Toliara, ny fivorian’ny Comité d’Orientation et de Suivi (COS) ny...

Tsy mijanona amin’ny fampiofanana fa misy ihany koa ny fanaraha-maso ny fampiharana ataon’ireo nahazo fiofanana mikasika ny fiompiana...

Nidina ifotony ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Ihorombe ny faha 09 Septambra...

Mitohy hatrany ny ezaka tanterahin’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga #MPEB# miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy mikasika...

Ny fampiofanana sy ny fanentanana mikasika ny lalana ary ny fidinana ifotony tanterahin’ny tompon’andraikitra dia dingana lehibe...

Miroso hatrany eo amin’ny seha-pihariana fiompiana trondro ny eo anivon’ny ESGN Moramanga. Ankoatra ny fiofanana mikasika...

Maniry ny te hiompy trondro ireo fianakaviana tantsaha ao Vohimasy, Distrikan’i Farafangana saingy tsy mahafehy ny teknika...

Hitsinjovana ny mety ho fahasahiranana mandritra ny fotoana izay hikatonan’ny jono dia manao tahiry iombonana ireo mpanjono...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025