
Nihaona tamin’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗝𝗼𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮 vaovao, Andriamatoa 𝗖𝗵𝗮𝗻 𝗞𝗶𝘁 𝗪𝗮𝘆𝗲 𝗝𝗮𝗰𝗼, ireo solontena avy ato amin’ny...

Nihaona tamin’ny 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗝𝗼𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗲𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮 vaovao, Andriamatoa 𝗖𝗵𝗮𝗻 𝗞𝗶𝘁 𝗪𝗮𝘆𝗲 𝗝𝗮𝗰𝗼, ireo solontena avy ato amin’ny...

Mba hidiran’ny mpiompy trondro ao anaty fandraharahana tanteraka ka ho hahatonga azy ireo ho matihanina eo amin’ny sehatry ny famokarana...

Tontosa ny faha 07 Novambra 2025 teo tao Mahajanga ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ireo Komity mpanatanteraka izay hanatanteraka ny...

Mpanjono madinika ao amin’ny kaominina Maria rano , Distrikan’i Mahajanga II, Faritra Boeny no navondrona anaty fikambanana mba hahafahana mandrindra...

« Zéro tolérance » ho an’izay rehetra Manao kolikoly hoy A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga CHAN KIT WAYE JACO...

Nihaona sy nifampidinika tamin’Atoa CHAN KIT WAYE Jaco, Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga tao amin’ny efitrano fivorian’ny Ministera...
25 11 05 AMI n°519466 – RVPêche + TDR

Tontosa soamantsara ny faha 04 Novambra 2025 teo ny fanoloran’ny tetikasa MAMATSY ny fitaovam-panjonoana sy salotra vonjy aina, Fanolorana vata...

Ilaina ny fanentanana ireo tantsaha amin’ny alalan’ny fantson-tserasera isan-karazany hisorohana ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro eo amin’ny sehatry ny Jono, ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025