
Misokatra amin’ny sehatra rehetra ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga #MPEB ho fampiroboroboana ny sehatry ny fiompiana trondro.Tantsaha niisa...

Misokatra amin’ny sehatra rehetra ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga #MPEB ho fampiroboroboana ny sehatry ny fiompiana trondro.Tantsaha niisa...

Mifameno ny fambolem-bary sy ny fiompiana trondro an-tanimbary.Nisy araka izany ny fampiofanana mikasika ny fiompiana trondro sy ny fomba fambolem-bary...

Tontosa Anio ny Fifamindram-pitantanana Teo amin’ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga Teo aloha A/toa MAHATANTE Paubert sy ny...

Notanterahina ny faha 27 Oktobra 2025 teo ny fizarana ireo zana-trondro avy amin’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB...

Tontosa soamantsara ny faha 24 Oktobra 2025 teo ny famaliana ny fangatahana nataon’ny avy ao amin’ny fikambanana FANILO eo anivon’ny...

Isan’ny mpiara-miombon’antoka manohana ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB amin’ny fampiroboroana ny sehatry ny fiompiana trondro ny GIZ/Prosar...

Noraisina tao amin’ny Fitaleavam paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Anôsy ny faha 24 oktobra 2025 teo ny fitaovana...

Notanterahina ny faha 24 Oktobra 2025 teo ny fampiofanana fiompiana trondro izay nampanoavin’ny ekipan’ny DRPEB Amoron’i Mania izay natao tao...

Tsy mamela irery ireo tantsaha vao avy nahazo fiofanana momba ny fiompiana trondro ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025