
Nandritra ny andro roa nisesy dia nisy fampiofanana manokana natolotra ho an’ny mpanjono tao amin’ny Distrikan’Antsohihy, Faritra...

Nandritra ny andro roa nisesy dia nisy fampiofanana manokana natolotra ho an’ny mpanjono tao amin’ny Distrikan’Antsohihy, Faritra...

Taorian’ny enin-taona nanaovana nisiany, dia nofaranana ny fandaharanasa ECOFISH, izay novatsian’ny Vondrona Eoropeana ary notanterahin’ny COI...

Manoloana ny fiovaovan’ny toetr’andro izay miantraika mivantana amin’ny seha-pamokarana eny ambanivohitra dia ilaina ny fampiofanana ny tantsaha....

Mpianatra avy ao amin’ny Oniversite #IES_Anôsy miisa 20 no nahazo fiofanana fiompiana trondro tao amin’ny #DRPEB_Anôsy...

Nitohy ny faha-11 Septambra 2025, tao amin’ny Faritr’i Matsiatra Ambony, ny fivoriana ara-teknika niarahana tamin’ireo mpisehatra...

Ho fampiroboroboana ny sehatry ny Jono madinika eto amin’ny Faritra Atsimo Andrefana hatrany dia Nisy fanolorona amin’ny...

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny faha 11 Septambra 2025 teo ny Vitrine du Vakinankaratra izay ahitana trano heva...

Sampan-draharaha ny fangaraharana sy ny ady @ kolikoly Ny governemanta sy ny fikambanana iraisam-pirenena dia manao asa...

Fiara lehibe « Camion frigorifique » iray no natolotra tamin’ny fomba ofisialy ho an’ireo fikambanan’ny vehivahy vadina mpanjono #RENAFEP_MADA...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025